You are here: home > Tononkira > Tsivahiny

Velo-po (Tsivahiny)

Sarotsa ny fiaignana, Agnao ihany ro hitaraignana
Ny velo-po no tsy azo avela, Hamelomana ny tegna
Ny velom-borogna no tsy azo avela , Hamelomana ny apela
      Sahiragna ny tatsaha ,
      Fa mafaika ny kajaha
      Ny mbizo lanin’ny kipio
      Ino angaha ro mahatonga an’io

   Manakory aby, tTsiky dia ampysika ao
   Kely sakafo va, no tsa mahita tory
    
Ny saonjo atao be am-patana
Tsa mahavoky ny mpianakavy
Ny tena mahia ,dia koa ny hakagna
Ny troka mitombo,fa tsa matavy

Rehefa avy ny havarata
Fotoa mampanjeky ny KITROY
Ny hanina ho hanina koa tsa hisy
Ny asa amin’io vao tena misy
Sarotsa ny fiaignana....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsivahiny
Mpamaky : 2311
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 27/10/2001 23:10:51
ID : 174

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo