Miverena amiko (Tsiory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIVERENA AMIKO
Lasa ianao nilaozanao ny ankanintsika roa
Nahoana re no nandao ianao
Lazao amiko
ggjard Moa ve ianao no efa leo ka nisintaka
Sa kosa angamba tsisy intsony ny fitiavanao
Lazao amiko
Lasa ianao navelananao ny tantarantsika roa
Tsy zakako ny tsy anilanao fa mankarary fo
Miangavy anao aho mba lazao raha mbola tia ianao
Raha misy ihany ny fitia izao enpimix no hafatro:
Miverena ianao
Miverena amiko
Aza ela fa tsy andriko
tononkira.serasera.org Miandry anao aho isan’andro vaky izao
ioho Ny tonom-bavako midradradradra ny fiverenanao
Miverena ianao
--------
Link:
