Ny any aminay (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoinareo izay any ho any
Henoy ny angola feon'ny akany
Ny vorona misiotsioka ewsglak any ho any
Arahin'ny feon-jorery fahatany
Henoy manako any ho any
Tazano iry vohitra somambisamby
Tarafo ny sariny fa harain'andro
Eny mantsy wvmu no any aminay
Itoeran'ny rakitr'ilay fahizay
Eny no any aminay.
Jereo ry zavavy dlnsd erý ambony dobo
R'Ikoto sy tononkira.serasera.org Zefa eny ampiandrasan'omby
Zàn kely sy Lita mampiady tandrimo
Imanga etsy ho etsy misarin-tadio
Eny no any aminay.
Henoy ny angola feon'ny akany
Ny vorona misiotsioka ewsglak any ho any
Arahin'ny feon-jorery fahatany
Henoy manako any ho any
Tazano iry vohitra somambisamby
Tarafo ny sariny fa harain'andro
Eny mantsy wvmu no any aminay
Itoeran'ny rakitr'ilay fahizay
Eny no any aminay.
Jereo ry zavavy dlnsd erý ambony dobo
R'Ikoto sy tononkira.serasera.org Zefa eny ampiandrasan'omby
Zàn kely sy Lita mampiady tandrimo
Imanga etsy ho etsy misarin-tadio
Eny no any aminay.
--------
Rohy:
