Ny any aminay (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoinareo izay any ho any
Henoy ny angola feon'ny akany
Ny vorona misiotsioka any ojfzpysc ho any
Arahin'ny feon-jorery fahatany
Henoy manako any ho any
Tazano iry vohitra somambisamby
Tarafo gtjnf ny sariny fa harain'andro
Eny mantsy no any aminay
Itoeran'ny rakitr'ilay fahizay
Eny no any aminay.
Jereo ry zavavy erý ambony dobo
R'Ikoto sy Zefa eny ampiandrasan'omby
Zàn kely vourwkx sy Lita mampiady tandrimo
Imanga etsy ho etsy misarin-tadio
Eny no any tononkira.serasera.org aminay.
Henoy ny angola feon'ny akany
Ny vorona misiotsioka any ojfzpysc ho any
Arahin'ny feon-jorery fahatany
Henoy manako any ho any
Tazano iry vohitra somambisamby
Tarafo gtjnf ny sariny fa harain'andro
Eny mantsy no any aminay
Itoeran'ny rakitr'ilay fahizay
Eny no any aminay.
Jereo ry zavavy erý ambony dobo
R'Ikoto sy Zefa eny ampiandrasan'omby
Zàn kely vourwkx sy Lita mampiady tandrimo
Imanga etsy ho etsy misarin-tadio
Eny no any tononkira.serasera.org aminay.
--------
Rohy:
