Ho any aho izao (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho any aho izao e, ho any aminao,
Any aho izao e, vao mety wdmwhu salama.
Ny ahitra any anie ka maitso mazàna
Tsy manao veloma, hiezaka hatrany
Tsy ho ela dia tonga, miantsoantso kootesy ny any
Sao tsy mahare na koa hoe tsy salama
Ilay any an-tanàna, ilay any an-tanàna.
Tany kshznmkl aho izao e, vao tena nifaly
Nanoroka tany, nitaingin-tsoavaly
Namonjy fandriana raha mena tononkira.serasera.org masoandro
Ny fo tsy sorena, miroboka mandro
Miezaka an-tanety, mitety ny tany
Anio any atsimo, ampitso alavitra any.
Any aho izao e, vao mety wdmwhu salama.
Ny ahitra any anie ka maitso mazàna
Tsy manao veloma, hiezaka hatrany
Tsy ho ela dia tonga, miantsoantso kootesy ny any
Sao tsy mahare na koa hoe tsy salama
Ilay any an-tanàna, ilay any an-tanàna.
Tany kshznmkl aho izao e, vao tena nifaly
Nanoroka tany, nitaingin-tsoavaly
Namonjy fandriana raha mena tononkira.serasera.org masoandro
Ny fo tsy sorena, miroboka mandro
Miezaka an-tanety, mitety ny tany
Anio any atsimo, ampitso alavitra any.
--------
Rohy:
