Ho any aho izao (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho any aho izao e, ho any aminao,
Any aho izao e, vao mety salama.
Ny ahitra any anie ka maitso mazàna
Tsy manao veloma, vbrwmnj hiezaka hatrany
Tsy ho ela dia tonga, miantsoantso ny any
Sao tsy mahare na koa hoe tsy salama
Ilay tononkira.serasera.org any an-tanàna, ilay any an-tanàna.
Tany aho izao e, vao ckqzdgtj tena nifaly
Nanoroka tany, nitaingin-tsoavaly
Namonjy fandriana raha mena masoandro
Ny fo dmhqef tsy sorena, miroboka mandro
Miezaka an-tanety, mitety ny tany
Anio any atsimo, ampitso alavitra any.

--------
Link: