Ho any aho izao (Tselonina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho any aho izao e, ho any aminao,
Any aho izao e, vao mety salama.
Ny ahitra any anie ka maitso mazàna
Tsy manao veloma, sywetid hiezaka  hatrany
Tsy ho tononkira.serasera.org ela dia tonga, miantsoantso ny any
Sao tsy yftvd mahare na koa hoe tsy salama
Ilay any an-tanàna, ilay any rgkta an-tanàna.

Tany aho izao e, vao tena nifaly
Nanoroka tany, nitaingin-tsoavaly
Namonjy fandriana raha mena masoandro
Ny fo tsy sorena, miroboka mandro
Miezaka an-tanety, mitety ny tany
Anio any atsimo, ampitso alavitra any.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tselonina
Visites : 2708
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 22/07/2014 20:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0563