Firaisankina no ifaninanana (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny andro hariva mamaly ny angady
Mandresy ny omaly izay tononkira.serasera.org atao androany
Ny andro hariva ijereko ny kitro
Mandresy ny anio ovtx izay hatao rahampitso
Mifampijery ny omaly sy androany
Izay vita ihany e, no hitsara izany
Aoka ny ampitso no hahazo ny loka
Mamokatra miakatra xgrmat hatrany bevohoka
Veloma veloma hisaina ny ampitso
Hariva ny andro efa iaraha-mahita
Eny veloma sy mamikely
'Ty vonindraozy e, madimozely
Aoka ixyzoi ny izy no aoka hotanana
Firaisankina no ifaninanana
Mandresy ny omaly izay tononkira.serasera.org atao androany
Ny andro hariva ijereko ny kitro
Mandresy ny anio ovtx izay hatao rahampitso
Mifampijery ny omaly sy androany
Izay vita ihany e, no hitsara izany
Aoka ny ampitso no hahazo ny loka
Mamokatra miakatra xgrmat hatrany bevohoka
Veloma veloma hisaina ny ampitso
Hariva ny andro efa iaraha-mahita
Eny veloma sy mamikely
'Ty vonindraozy e, madimozely
Aoka ixyzoi ny izy no aoka hotanana
Firaisankina no ifaninanana
--------
Rohy:
