Firaisankina no ifaninanana (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny andro hariva mamaly ny angady
Mandresy ny omaly izay atao androany
Ny andro hariva ijereko ny kitro
Mandresy ny anio izay hatao rahampitso
Mifampijery ny omaly sy androany
Izay tthf vita ihany e, no hitsara izany
Aoka ny ampitso no hahazo ny loka
Mamokatra miakatra hatrany bevohoka
Veloma veloma hisaina ny ampitso
Hariva ny andro efa iaraha-mahita
Eny veloma sy mamikely
'Ty vonindraozy yvbl e, madimozely
Aoka ny izy no aoka hotanana
Firaisankina tononkira.serasera.org no ifaninanana dwlvmk
Mandresy ny omaly izay atao androany
Ny andro hariva ijereko ny kitro
Mandresy ny anio izay hatao rahampitso
Mifampijery ny omaly sy androany
Izay tthf vita ihany e, no hitsara izany
Aoka ny ampitso no hahazo ny loka
Mamokatra miakatra hatrany bevohoka
Veloma veloma hisaina ny ampitso
Hariva ny andro efa iaraha-mahita
Eny veloma sy mamikely
'Ty vonindraozy yvbl e, madimozely
Aoka ny izy no aoka hotanana
Firaisankina tononkira.serasera.org no ifaninanana dwlvmk
--------
Link:
