Firaisankina no ifaninanana (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hsex andro hariva mamaly ny angady
Mandresy ny omaly izay atao androany
Ny andro hariva ijereko ny kitro
Mandresy ny anio izay hatao rahampitso
Mifampijery ny omaly sy androany
Izay vita ihany e, no hitsara izany
Aoka vcznq ny ampitso no tononkira.serasera.org hahazo ny loka
Mamokatra miakatra hatrany bevohoka
Veloma veloma hisaina ny ampitso
Hariva ny andro efa iaraha-mahita
Eny veloma sy mamikely
'Ty vonindraozy e, madimozely
Aoka ny cvdl izy no aoka hotanana
Firaisankina no ifaninanana
Mandresy ny omaly izay atao androany
Ny andro hariva ijereko ny kitro
Mandresy ny anio izay hatao rahampitso
Mifampijery ny omaly sy androany
Izay vita ihany e, no hitsara izany
Aoka vcznq ny ampitso no tononkira.serasera.org hahazo ny loka
Mamokatra miakatra hatrany bevohoka
Veloma veloma hisaina ny ampitso
Hariva ny andro efa iaraha-mahita
Eny veloma sy mamikely
'Ty vonindraozy e, madimozely
Aoka ny cvdl izy no aoka hotanana
Firaisankina no ifaninanana
--------
Lien:
