Ny fitiavan'i Jesosy (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Verset 1Ny FITIAVAN'I JESO Mpamonjy
Izay nomeny ho anao anio
Ho anao izay very nefa voavonjy
Fikiro tsara tano mba hadio
Ref.
Meteza izao mba ho mpamafy
Hitory ny FITAVAN'I JESO
Handà ity tena, hiaritra ny mafy
Toy izay efa niaretan'i Jeso
Verset 2
Faingana izao, hanaiky ho fanilo
Ho hitan'izao tontolo izao
Fa tsy ho anisan'ny mpandrarak'ilo
Fa hampitafy hery vaovao
Ref.
Meteza izao mba ho mpamafy
Hitory ny FITAVAN'I JESO
Handà ity tena, hiaritra ny mafy
Toy izay efa niaretan'i Jeso
Verset 3
Sahia izao hijoro ho mpitory
An'i Jesosy Kristy Tomponao
Fa tsy ho neninao mihitsy akory
F'Izy hiaro, hamaly izay atao
Ref.
Meteza izao mba ho mpamafy
Hitory ny FITAVAN'I JESO
Handà ity tena, hiaritra ny mafy
Toy izay efa niaretan'i Jeso
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 18
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sambelahatse
Date : 21/05/2026 09:15
