Ny fiainako (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho haiko tantaraina Jeso ny fitiavanao
Harena sarobidy mamiko dvnjzh ka holalaiko
Satria ny gadra nentiko, e voavahanao
Ka tonga velombelona ny aiko
Dia pznflxv tano hifikitra mba tsy hahafoy Anao
Na maro ireo ankaso ento an-taninay
Ny fiainako ny tononkira.serasera.org ho aviko
Na ireo fikasako rehetra rehetra Tompo ô
Ny tenako ny hirako
Na ireo vavaka iantsoako anao
Atolotro apetrako
Ho eo am-pelatananao ireo Ray ô
Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
Ambara-pialako handao izao tany izao
Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
Na maizina mikitroka aza ety
Tsy haiko ny hangina ka tsy hanandram-peo ho weukhr Anao
Anolotra ny dera izay mivoaka avy ato am-poko
Ka raha tonga ny andro izay hiverenanao
Dia hira fihobiana no dradraiko
Hianao no masina hianao no mahery
Hianao no Mpamonjy sy mpanavotra
(Ny fiainako ny ho aviko
Na ireo fikasako rehetra rehetra Tompo ô
Ny tenako ny hirako
Na ireo vavaka iantsoako anao
Atolotro apetrako
Ho eo am-pelatananao ireo Ray ô
Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
Ambara-pialako handao izao tany izao
Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
Na maizina mikitroka aza ety)×2
Harena sarobidy mamiko dvnjzh ka holalaiko
Satria ny gadra nentiko, e voavahanao
Ka tonga velombelona ny aiko
Dia pznflxv tano hifikitra mba tsy hahafoy Anao
Na maro ireo ankaso ento an-taninay
Ny fiainako ny tononkira.serasera.org ho aviko
Na ireo fikasako rehetra rehetra Tompo ô
Ny tenako ny hirako
Na ireo vavaka iantsoako anao
Atolotro apetrako
Ho eo am-pelatananao ireo Ray ô
Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
Ambara-pialako handao izao tany izao
Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
Na maizina mikitroka aza ety
Tsy haiko ny hangina ka tsy hanandram-peo ho weukhr Anao
Anolotra ny dera izay mivoaka avy ato am-poko
Ka raha tonga ny andro izay hiverenanao
Dia hira fihobiana no dradraiko
Hianao no masina hianao no mahery
Hianao no Mpamonjy sy mpanavotra
(Ny fiainako ny ho aviko
Na ireo fikasako rehetra rehetra Tompo ô
Ny tenako ny hirako
Na ireo vavaka iantsoako anao
Atolotro apetrako
Ho eo am-pelatananao ireo Ray ô
Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
Ambara-pialako handao izao tany izao
Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao
Na maizina mikitroka aza ety)×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 343
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 08:26
