Eo ampisarahana (Tovo Andrianandraina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
paroles et musique : Tovo Andrianandraina
Interprété uqrcnsj entre autres par Silo.
disponible également sur l’album RIMO RIMO wwainzl de Silo dans les arrangements de Silo.


Fa nifarana ny fialam-boly
Ka voatery hifandao izaho sy ianao
Nefa kosa ny any an-tsekoly
Tsy natao hanadinoko anao

Malahelo aho izao
Fa tsy misy azo atao
Toa tsy ho aiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo
Fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao

Fa handao anao aho raha-maraina
Vohitsara no tanànako
Ny alaheloko anao tsy hay lazaina
Tiako ianao fa tononkira.serasera.org atao ahoana moa

Manantena aho f’indray andro any
Ho avy haka ahy aty ianao
Dia nhketwve hisinda avokoa ny tomany
Ary ho aiko fa tia ahy ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tovo Andrianandraina
Vangy : 10652
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/08/2002 18:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343