Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ianao no loharano (Toky Fitia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso, ka mandre ahy ianao
Miankohoka aho , eto anatrehanao
Mila anao , hanao lalana vaovao aho
Mila ny hery sy fanohanana avy vuzi aminao
Ianao no loharano
lay harenako
raha very aho , dia tantananao
atsanganao indray
tsy ho @ fasika na an-tany karankaina
Entinao spfzajf ho @ mazava aho Tompo o
Ianao no Raiko , mbola Andriamanitro
mandrakizay
Fanahy o , mijoro eto aho
afeno aho ho tononkira.serasera.org ao ambany elatrao
Mila anao hanadio , ny ao anatiko
mila Anao hanangana ny fiainako
Ianao no loharano .....
Tsy misy ampisaraka ahy @ fitiavanao
Alpha sy Omega mandrakizay Ianao
x2
Ianao no pduf loharano ....
Miankohoka aho , eto anatrehanao
Mila anao , hanao lalana vaovao aho
Mila ny hery sy fanohanana avy vuzi aminao
Ianao no loharano
lay harenako
raha very aho , dia tantananao
atsanganao indray
tsy ho @ fasika na an-tany karankaina
Entinao spfzajf ho @ mazava aho Tompo o
Ianao no Raiko , mbola Andriamanitro
mandrakizay
Fanahy o , mijoro eto aho
afeno aho ho tononkira.serasera.org ao ambany elatrao
Mila anao hanadio , ny ao anatiko
mila Anao hanangana ny fiainako
Ianao no loharano .....
Tsy misy ampisaraka ahy @ fitiavanao
Alpha sy Omega mandrakizay Ianao
x2
Ianao no pduf loharano ....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Toky FitiaVangy : 255
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsiaronitia
Daty : 24/01/2026 15:17
