Hilamine (Toky Fitia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy ro nahary antsika nampisy koa ny tany sy ny lanitra e
Izy koa lay zanahary e manasitrana marary marina e
Raha ataonao tsa manjary izy ko mandavorary hiravina e
Na aretina na mosavy tsy maintsy afaka abiaby marina e
Fa tsy maintsy ho tafita nizaniza amitsika hanaiky azy

Hilamina e ro zoky
Hilamina e ro zandry e
Hilamina antsika
Rehefa aminazy nao camarady
Hilamina e ro baba
Hilamina e ro nini e
Milefa satana psabotazy ahy e

Izy volana aminao raha jiaby hainy atao marina e
Raha misy manahira anao ndraiky tsy ho sahira marina e
Raha misy mahaory izy ndraiky no antsovy marina e
F izy tompo tsa mavandy fa dia tena mavita azy marina e
Fa tsy maintsy ho tafita na iza na iza amintsika hanaiky azy

Ny Andriamanitray mahery e
Ny Andriamanitray mahagaga
Ny Andriamanitray tsy miova ee
Ny Andriamanitray dia tsara
Soa sy mikarakara
Jesosy rery fo ny anay
Tomponay mandrakizay e

Mahery
Mahagaga
Tsy miova
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Toky Fitia
Vangy : 1396
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Tsiaronitia
Daty : 09/11/2017 13:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736