Ianao no loharano (Toky Fitia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso, ka mandre ahy ianao
Miankohoka aho , eto anatrehanao
Mila anao , hanao lalana vaovao aho
Mila ny hery sy fanohanana avy aminao
Ianao no loharano
lay harenako
raha very aho , dia tantananao
atsanganao indray
tsy ho @ fasika na an-tany karankaina
Entinao ho @ mazava aho Tompo o
Ianao no aczyquyg ybqwzlaw Raiko , mbola Andriamanitro
mandrakizay
Fanahy o , mijoro tononkira.serasera.org eto aho
afeno aho ho ao ambany elatrao
Mila anao hanadio , ny ao anatiko
mila Anao hanangana ny fiainako
Ianao no loharano .....
Tsy misy ampisaraka ahy @ fitiavanao
Alpha hohze sy Omega mandrakizay Ianao
x2
Ianao no loharano ....
Miankohoka aho , eto anatrehanao
Mila anao , hanao lalana vaovao aho
Mila ny hery sy fanohanana avy aminao
Ianao no loharano
lay harenako
raha very aho , dia tantananao
atsanganao indray
tsy ho @ fasika na an-tany karankaina
Entinao ho @ mazava aho Tompo o
Ianao no aczyquyg ybqwzlaw Raiko , mbola Andriamanitro
mandrakizay
Fanahy o , mijoro tononkira.serasera.org eto aho
afeno aho ho ao ambany elatrao
Mila anao hanadio , ny ao anatiko
mila Anao hanangana ny fiainako
Ianao no loharano .....
Tsy misy ampisaraka ahy @ fitiavanao
Alpha hohze sy Omega mandrakizay Ianao
x2
Ianao no loharano ....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Toky FitiaVisites : 257
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsiaronitia
Date : 24/01/2026 15:17
