Tompo o! Ekeko (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Eto Jesoa no hanaovaozanay indray
Ireo talenta sy ny fonay ho Anao
Satria lehibe asoxje loatra eo amin’ny fiainanay
Ny famonjena vitanao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao
2. Làla-natokana iainanay ety
Jesosy Kristy dia ny teninao
Izay sabatra sy Batery ho jlizuje anay
Eto amin’izao Tontolo izao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo liaio Jesosy o
Sy mba arovy tononkira.serasera.org izato lalan-janakao
A/C : RANDRIANARIMANANA Livasoa
Structure :
And 1, And 1, Ref , And 2, Ref, Ref, Miakatra clé And 2
Ireo talenta sy ny fonay ho Anao
Satria lehibe asoxje loatra eo amin’ny fiainanay
Ny famonjena vitanao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao
2. Làla-natokana iainanay ety
Jesosy Kristy dia ny teninao
Izay sabatra sy Batery ho jlizuje anay
Eto amin’izao Tontolo izao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo liaio Jesosy o
Sy mba arovy tononkira.serasera.org izato lalan-janakao
A/C : RANDRIANARIMANANA Livasoa
Structure :
And 1, And 1, Ref , And 2, Ref, Ref, Miakatra clé And 2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Vangy : 247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ymtia
Daty : 28/05/2026 10:27
