Tompo o! Ekeko (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Eto Jesoa no hanaovaozanay indray
Ireo talenta sy ny fonay ho Anao
Satria lehibe loatra eo amin’ny fiainanay
Ny famonjena vitanao
Ref : Fo mahay tononkira.serasera.org mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba fvjfykue arovy izato lalan-janakao
2. Làla-natokana iainanay ety
Jesosy Kristy dia ny teninao
Izay sabatra sy Batery ho yivq anay
Eto amin’izao Tontolo izao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira fgrvi sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao
A/C : RANDRIANARIMANANA Livasoa
Structure :
And 1, And 1, Ref , And 2, Ref, Ref, Miakatra clé And 2
Ireo talenta sy ny fonay ho Anao
Satria lehibe loatra eo amin’ny fiainanay
Ny famonjena vitanao
Ref : Fo mahay tononkira.serasera.org mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba fvjfykue arovy izato lalan-janakao
2. Làla-natokana iainanay ety
Jesosy Kristy dia ny teninao
Izay sabatra sy Batery ho yivq anay
Eto amin’izao Tontolo izao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira fgrvi sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao
A/C : RANDRIANARIMANANA Livasoa
Structure :
And 1, And 1, Ref , And 2, Ref, Ref, Miakatra clé And 2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Visites : 249
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ymtia
Date : 28/05/2026 10:27
