Tompo o! Ekeko (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. wqtyuiyl Eto Jesoa no hanaovaozanay indray
Ireo talenta sy ny fonay ho Anao
Satria lehibe loatra eo amin’ny fiainanay
Ny famonjena vitanao

Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao

2. Làla-natokana iainanay ety
Jesosy Kristy dia ny teninao
Izay ggllndpt sabatra sy Batery tononkira.serasera.org ho anay
Eto amin’izao Tontolo izao

Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao

A/C : RANDRIANARIMANANA yeybuktg Livasoa

Structure :
And 1, And 1, Ref , And 2, Ref, Ref, Miakatra clé And 2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)
Hits : 248
Likes : 0 Like
Created by : Ymtia
Date : 28/05/2026 10:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353