Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampahafantaro (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô! Indro efa vaovao
Ny fiainako izay ratsy teo aloha
Nasehonao ilay fitiavana
Ka saotra re! no atolotray (x2)
Ampahafantaro anay
Jesosy fa any amparany
Ny fitsarana ny olona
Hiavaka eo tokoa
ireo izay tsy mba mankatoa
Ny ljgmtvzp teny Masin'i Jesoa
Izay Velona
Jesosy ô! Indro jebit efa vaovao
Ny fiainako izay ratsy dtmfhv teo aloha
Nasehonao ilay tononkira.serasera.org fitiavana
Ka saotra re! no atolotray
Hidera Anao no handaniako
Ny fiainako mangetaheta Anao
Tazomy mafy ho eo antratranao
Arovy re tsy ho reraka
Ampahafantaro anay
Jesosy fa any amparany
Ny fitsarana ny olona
Hiavaka eo tokoa
ireo izay tsy mba mankatoa
Ny teny Masin'i Jesoa
Izay Velona
Ny fiainako izay ratsy teo aloha
Nasehonao ilay fitiavana
Ka saotra re! no atolotray (x2)
Ampahafantaro anay
Jesosy fa any amparany
Ny fitsarana ny olona
Hiavaka eo tokoa
ireo izay tsy mba mankatoa
Ny ljgmtvzp teny Masin'i Jesoa
Izay Velona
Jesosy ô! Indro jebit efa vaovao
Ny fiainako izay ratsy dtmfhv teo aloha
Nasehonao ilay tononkira.serasera.org fitiavana
Ka saotra re! no atolotray
Hidera Anao no handaniako
Ny fiainako mangetaheta Anao
Tazomy mafy ho eo antratranao
Arovy re tsy ho reraka
Ampahafantaro anay
Jesosy fa any amparany
Ny fitsarana ny olona
Hiavaka eo tokoa
ireo izay tsy mba mankatoa
Ny teny Masin'i Jesoa
Izay Velona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Vangy : 661
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ymtia
Daty : 07/05/2024 09:20
