Ampahafantaro (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô! Indro efa tononkira.serasera.org vaovao
Ny fiainako izay ratsy teo aloha
Nasehonao ilay fitiavana
Ka saotra re! vnkn no atolotray (x2)
Ampahafantaro anay
Jesosy fa any amparany
Ny fitsarana ny olona
Hiavaka eo tokoa
ireo jhrjp izay tsy mba mankatoa
Ny teny Masin'i Jesoa
Izay Velona
Jesosy ô! Indro efa vaovao
Ny fiainako izay ratsy ocoep teo aloha
Nasehonao ilay fitiavana
Ka saotra re! no atolotray
Hidera Anao no handaniako
Ny fiainako mangetaheta Anao
Tazomy mafy ho eo antratranao
Arovy re tsy ho reraka
Ampahafantaro anay
Jesosy fa any amparany
Ny fitsarana ny olona
Hiavaka eo tokoa
ireo izay tsy mba mankatoa
Ny teny Masin'i Jesoa
Izay Velona
Ny fiainako izay ratsy teo aloha
Nasehonao ilay fitiavana
Ka saotra re! vnkn no atolotray (x2)
Ampahafantaro anay
Jesosy fa any amparany
Ny fitsarana ny olona
Hiavaka eo tokoa
ireo jhrjp izay tsy mba mankatoa
Ny teny Masin'i Jesoa
Izay Velona
Jesosy ô! Indro efa vaovao
Ny fiainako izay ratsy ocoep teo aloha
Nasehonao ilay fitiavana
Ka saotra re! no atolotray
Hidera Anao no handaniako
Ny fiainako mangetaheta Anao
Tazomy mafy ho eo antratranao
Arovy re tsy ho reraka
Ampahafantaro anay
Jesosy fa any amparany
Ny fitsarana ny olona
Hiavaka eo tokoa
ireo izay tsy mba mankatoa
Ny teny Masin'i Jesoa
Izay Velona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Hits : 661
Likes : 0 Like
Created by : Ymtia
Date : 07/05/2024 09:20
