Mahagaga ihany [ Fiv312em Fjkm Andranoro Filadelfia ] (Tily Eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga ihany ‘zato fihetsikin-tsika eto an-tany
Fa mifanaratsy mifanakiana hatrany hatrany
Raha mba miasa dia batiana tsongoloka izany
Raha tsy mahatanty dia harary no hiafarany e!
Ref :
Tsikitsikitsikitsiky plugi ihany cxnqg eny tsiky ihany
Fiainam-pifaliana mahaliana tena tiana no vokatr’izany
Fo falifaly ravo hatrany eny ravo hatrany
Ka hisononok’ery ny fiainanay
Raha mba mihomehy, dia lazaina fa be vanivany
Ny maontina anefa dia ambara ho konjo avy hatrany
Raha misariaka dia vavàna ka tena vinany
Ny tsy miteny tononkira.serasera.org tena olona miavona hono izany
Aza mba kivy amin’izay fanenjehana anao
Tsy dneays mba nisy ve ny tsiny tsy nety natao e!
Raha sendra ny kiana eritrereto sao marina izany e!
Ento amin’ny tsiky, tsiky ihany ny fiainana an-tany e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tily Eto MadagasikaraVangy : 2719
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nathy14
Daty : 16/07/2015 09:43