Fiainam-pifaliana (Tily Eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainam-pifaliana ao anaty fitsikiana
mampikoriana ny andronay
fa hehy lalandava sy hira ao am-bava
no grcmcmx mampisava ny sentonay
Ny tily hykhoucg mantsy dia miraikitra ao anaty
fo haravoana, fo tia dia tia
Izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany
sy andaniany fotoany
asa soa calqiekg fifaliana fiadanam-po
Na oram-batravatra no mamely tsy miantra
dia tsy handratra ny tsikinay
Hainandro be mandoro
ao an-dala- mahatoro
tsy hampikoro ny hehinay
Ny tily mantsy tononkira.serasera.org dia miraikitra ao anaty
fo haravoana fo tia dia tia
izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany
sy andaniany fotoany
asa soa fifaliana fiadanam-po
mampikoriana ny andronay
fa hehy lalandava sy hira ao am-bava
no grcmcmx mampisava ny sentonay
Ny tily hykhoucg mantsy dia miraikitra ao anaty
fo haravoana, fo tia dia tia
Izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany
sy andaniany fotoany
asa soa calqiekg fifaliana fiadanam-po
Na oram-batravatra no mamely tsy miantra
dia tsy handratra ny tsikinay
Hainandro be mandoro
ao an-dala- mahatoro
tsy hampikoro ny hehinay
Ny tily mantsy tononkira.serasera.org dia miraikitra ao anaty
fo haravoana fo tia dia tia
izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany
sy andaniany fotoany
asa soa fifaliana fiadanam-po
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tily Eto MadagasikaraVangy : 8559
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nathy14
Daty : 16/07/2015 09:43
