Fiainam-pifaliana (Tily Eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainam-pifaliana ao anaty fitsikiana
mampikoriana ny andronay
fa hehy lalandava sy hira ao am-bava
no mampisava ny sentonay
Ny tily mantsy dia hlrfebq miraikitra ao anaty
fo haravoana, fo tia sysqermp dia tia
Izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany
sy andaniany fotoany
asa soa fifaliana fiadanam-po
Na oram-batravatra no mamely tsy miantra
dia tsy handratra ny tsikinay
Hainandro be mandoro
ao an-dala- mahatoro
tsy hampikoro ny hehinay
Ny tily tononkira.serasera.org mantsy dia miraikitra ao anaty
fo haravoana fo tia dia tia
izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany
sy andaniany fotoany
asa ogxfhm soa fifaliana fiadanam-po
mampikoriana ny andronay
fa hehy lalandava sy hira ao am-bava
no mampisava ny sentonay
Ny tily mantsy dia hlrfebq miraikitra ao anaty
fo haravoana, fo tia sysqermp dia tia
Izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany
sy andaniany fotoany
asa soa fifaliana fiadanam-po
Na oram-batravatra no mamely tsy miantra
dia tsy handratra ny tsikinay
Hainandro be mandoro
ao an-dala- mahatoro
tsy hampikoro ny hehinay
Ny tily tononkira.serasera.org mantsy dia miraikitra ao anaty
fo haravoana fo tia dia tia
izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany
sy andaniany fotoany
asa ogxfhm soa fifaliana fiadanam-po
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tily Eto MadagasikaraHits : 8461
Likes : 0 Like
Created by : nathy14
Date : 16/07/2015 09:43
