Manembona (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa manembona anao foana aho
Mahatsiaro ireo rehetra lasantsika
Tsy mba mety tsy ho tsaroako ianao
Mitamberina ato an-tsaiko
Ireo ditraditra kelintsika
Mampisentosento ny fanahy
Ref:Na ny atoandro,na utlbgfzz ny alina maizina koa
Tsy amela nxgriz ahy tsy ahatsiahy
tononkira.serasera.org Toa mivesatra dkcrkvt fahoriana ho ahy
Tsy maty fa velona lava ao am-po
Miredareda anaty ny afon’ny fitia
Izaho sy ianao ilay samy tia
Samy manina ankehitriny
Ny hany fifaliako dia ianao
Ianao
Na omena volamena aho
Na dia tambazana harena aho
Tsy mba misy azoko asolo anao
Ref:Na ny atoandro.....
Mahatsiaro ireo rehetra lasantsika
Tsy mba mety tsy ho tsaroako ianao
Mitamberina ato an-tsaiko
Ireo ditraditra kelintsika
Mampisentosento ny fanahy
Ref:Na ny atoandro,na utlbgfzz ny alina maizina koa
Tsy amela nxgriz ahy tsy ahatsiahy
tononkira.serasera.org Toa mivesatra dkcrkvt fahoriana ho ahy
Tsy maty fa velona lava ao am-po
Miredareda anaty ny afon’ny fitia
Izaho sy ianao ilay samy tia
Samy manina ankehitriny
Ny hany fifaliako dia ianao
Ianao
Na omena volamena aho
Na dia tambazana harena aho
Tsy mba misy azoko asolo anao
Ref:Na ny atoandro.....
--------
Lien:
