Ho faniriako (Tif à Tif)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
   Réf: Samy tiako e! Izaho koa faniriko e!
        Izaho tia anao,ianao tia ahy
     kewd    Nofy izany e! Nofinofy ihany e!
       Mety tsy ho tanteraka androany
            zuziazdx Ou...Lazao e lazao e izay ao am-ponao
            Fa tononkira.serasera.org izaho manantena e!
          aqkm   Manantena anao

Ou...Rahoviana,rahoviana
Izay nofy izay
Fa izaho miandry foana e!
Miandry anao

Réf:  Samy tiako e!...
           Ou...Lazao e...

Ou...Rahoviana...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tif à Tif
Vangy : 4893
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Francia
Daty : 27/04/2003 11:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389