Any Ianao (Tif à Tif)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Any ianao dia hitomany anie aho
      Tsy eo ianao dia malahelo anao
      Any ianao dia hitomany anie aho
      Tsy eo ianao dia hitomany anao

      Maizina izao habakabaka
      Ireo lalana toa tsisy hazavana
      Raha vao tsy eo ianao dia manirery anie aho
      Ka dia very anie fa miverena ianao

Réf: Any ianao...

      Ireo ora maro nolalovana
      Toa tsy tsaroako fa ianao
      Toa sarisary ao an-dohako ao
     pwpoeqo  Izay jeren’ny maso dia ianao
   tononkira.serasera.org    Ianao ka na mikipy na matory aza aho
      Dia tonga ianao dia tonga nofy ianao

Pont: Efa niezaka...
Réf:  Any arnzxzfp ianao...(1fois)

Pont: Efa miezaka aho ny tsy hitomany
      Niezaka aho tsy hisento
      Tsy mety resy tsy mety ho lany
      Ireo ratra avoakan’ny fo
      Efa ora firifiry nandalo
      Oram-pahoriana
      Mbola ho avy acry ireo ora maro
      Oram-pifaliana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tif à Tif
Vangy : 6249
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Francia
Daty : 27/04/2003 13:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423