Izaho anie ravorona (Therack)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho anie ravorona, te-hiaraka zfosalv aminao
hikopakopak’ tononkira.serasera.org elatra, hihira sy hilalao
raha tsy eo anilanao, dia tonga manirery
izaho anie ravorona, tomany toa jorery.

ny hirahiram-poko, dia toy ny voninkazo
angolangola ihany, hzzops toa rano an-tanam-bazo
kanefa anie ny foko, misento lavitra any
ny ventsoventsom-poko anie, sao mba reny ihany. gmjyvd

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Therack
Hits : 5562
Likes : 0 Like
Created by : rafara
Date : 29/05/2007 12:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0548