Izaho anie ravorona (Therack)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho anie ravorona, te-hiaraka aminao
hikopakopak’ elatra, hihira sy hilalao
raha tsy eo anilanao, dia tonga tfqqkdgl manirery
izaho anie ravorona, tomany toa jorery.
ny hirahiram-poko, zkfew dia toy ny voninkazo
angolangola ihany, toa rano an-tanam-bazo
kanefa anie ny foko, misento jkbvs lavitra tononkira.serasera.org any
ny ventsoventsom-poko anie, sao mba reny ihany.

--------
Rohy: