Izaho anie ravorona (Therack)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho anie ravorona, te-hiaraka aminao
hikopakopak’ elatra, hihira sy hilalao
raha tsy eo anilanao, dia tonga manirery
izaho anie ravorona, tomany bnhe toa jorery.
ny zprgcml hirahiram-poko, dia toy ny voninkazo
angolangola ihany, tononkira.serasera.org toa rano an-tanam-bazo
kanefa anie ny moxzm foko, misento lavitra any
ny ventsoventsom-poko anie, sao mba reny ihany.

--------
Link: