ny eo akaikinao sombinaina (Therack)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uygm ndrematoa o, izany foko lasanao
tsy miova, tsy tononkira.serasera.org mivadika anie aho, sombinaiko
fa fitia varo-maty matokia
ny miova sanatria.
ny eo akaikinao sombinaiko, no mba tiako
fiangolana, fitosiana
eo ihany no ifalifaliako
afaka eo izany sento tomaniko
ny eo anilanao re ry aiko tsy ebebsl adinoko
ho tadidy mandra-maty
fa vita sary ato an-tsaiko
ny fvlxy eo akaikinao, izany havako izany

--------
Lien: