You are here: home > Tononkira > Therack

Ny eo akaikinao sombiniaiko (Therack)

Ndrematoa! zany foko lasanao
Tsy miova, tsy mivadika eny aho
Sombiniaiko
Fa fitia varo-maty matokia
Ny miova sanatria

Ny eo akaikinao
Sombinaiko, no mba tiako
Fiangolana, fitosiana
tononkira.serasera.orgEo ihany no ifalifaliako
Afaka eo izany sento tomaniko

Ny eo anilanao re ry aiko
Tsy adinoko ho tadidy
Mandra-maty

Fa vita sary
Ato an-tsaiko
Ny eo akaikinao,
Izany havako izany

Ny eo akikinao .......

Mpihira : Therack
Mpamaky : 169
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : nirinamercia
Tamin'ny : 10/04/2021 09:22:20
ID : 13424

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo