Tiako e (Tana Gospel Choir - TGC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra loatra Jesosy ô ny fo izay itoeranao e!!
Feno fiadanana mandrakariva....
Izay no mahatonga anay mbola hilaza foana hoe....

Tiako e tiako e! Jeso ny manana Anao e!!!... (x8) Jesosy ô....

Faly aho fa manana Anao (Tiko e!!!!)
Faly aho fa tantananao*(tohananao) (Jeso!!!!!)
Tojo an'izao rehetra izao (eee ravoravo any aho e!!!!!)

interlude

Mmmmmh.......Alleloia

Tiako e tiako e! Jeso ny manana Anao e ...(x4)
Tiako (x5) e!!! Jeso ny manana Anao e!!!
Tiako eeee!!! tiako e tiako e!!! Jeso ny manana Anao e!!!

Ref: Faly aho fa manana Anao (Tiko e!!!!)
Faly aho fa tantananao ( Jeso!!!!!)
Tojo an'izao rehetra izao e!!! (eee ravoravo any aho e!!!!)
Faly aho fa tohananao,Faly aho fa tantananao...........


iô (x5) oooooohhhhh

Deraina e! ny Anaranao e!!!!(x6)
Fa tsara, deraina asandratro e!!!! ny Anaranao e!!!!

Ref: Faly aho....

Bridge: Tsy maintsy lazainay ny fahatsaranao Jesosy ô!!!!
Tompo ô...Jesosy e!!! Fa noho ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy
Mbola mijoro tsara.... Hanompo Anao lalandava eeee!!!!! alleloia!!!


Ref: Faly aho fa manana Anao (Tiako e!!)
Faly aho fa tantananao (Jeso!!!)
Tojo an'izao rehetra izao (eeee ravoravo any aho e!!!!)

Faly aho fa manana Anao e (Tiako e)
Tena tohananao e!!! Jesosy ô!!(Jeso)

Faly aho(x2) manana Anao e!
Faly aho...fa tantananao e!!!!
Tojo an'izao rehetra izao e!!! (eee ravoravo any aho e)

Isaoranay Ianao ry Tompo e!! eee ravoravo any aho ee!!! tena ravo any aho eeee!!!! (eee ravoravo any aho e!)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tana Gospel Choir - TGC
Vangy : 6613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : haritsimbarakotohaga
Daty : 10/02/2017 09:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1479