FANATREHANAO (Tana Gospel Choir - TGC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho Tompo ô, mitady anao
Maniry Anao ny fo sy ny fanahy
Akaikinao Irery ihany, mahatsara ahy
Fa ao aminao no tena fiainana

Mamiko loatra, tsy mba te hiala
Anilanao Tompo ô
Satriko foana, hitoetra eo
Akaikinao Tompo ô

Tsara e, kanto ô, ny fanatrehanao
Tiako e, mamiko ô, ny fanatrehanao

Fialofako ny ambany elatrao
Tsisy maharombaka ahy an-tananao
Tena hasambarako, fihininao
Mampahery ahy ny fiadananao

Mamiko loatra, tsy mba te hiala
Anilanao Tompo ô
Satriko foana, hitoetra eo
Akaikinao Tompo ô

Tsara e, kanto ô, ny fanatrehanao
Tiako e, mamiko ô, ny fanatrehanao
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/tgc/fanatrehanao
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tana Gospel Choir - TGC
Vangy : 115
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aurelien rakotonirina
Daty : 05/09/2022 14:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0677