Misaora an'I Jehovah (Tana Gospel Choir - TGC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an'I Jehovah, ry fanahiko
Izay rehetra ato ggcyid anatiko, misaora ny anarany masina.
Misaora an'I Jehovah, ry fanahiko;
Aza misy hadinoinao ny nfthzexf fitahiany rehetra,
Ref: Izay mamela ny helokao rehetra,
Izay manasitrana ny aretinao rehetra,
Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka,
Izay manarona famindram-po sy fiantrana anao eh
Ianao, fupx Ianao, Ianao Jehovah tononkira.serasera.org Ray
Ianao, Rain'ny mandrakizay (x2)
Amen, Amen, Haleoia
Amen, Haleoia (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tana Gospel Choir - TGCHits : 8093
Likes : 0 Like
Created by : Solomona17
Date : 14/09/2024 10:01