Tiako e (Tana Gospel Choir - TGC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra loatra Jesosy ô ny fo izay itoeranao e!!
Feno fiadanana mandrakariva....
Izay no mahatonga anay mbola hilaza foana hoe....

Tiako e tiako e! Jeso ny manana Anao e!!!... (x8) Jesosy ô....

Faly aho fa manana Anao                         (Tiko e!!!!)
Faly aho fa tantananao*(tohananao)         (Jeso!!!!!)
Tojo an'izao rehetra izao                         (eee ravoravo any aho e!!!!!)

interlude

Mmmmmh.......Alleloia

Tiako e tiako e! Jeso ny manana Anao e ...(x4)
Tiako (x5) e!!! Jeso ny manana Anao e!!!
Tiako eeee!!! tiako e tiako e!!! Jeso ny manana Anao e!!!

Ref: Faly aho fa manana Anao                          (Tiko e!!!!)
       Faly aho fa tantananao                             ( Jeso!!!!!)
       Tojo an'izao rehetra izao e!!!                             (eee ravoravo any aho e!!!!)
       Faly aho fa tohananao,Faly aho fa tantananao...........


iô (x5) oooooohhhhh

Deraina e! ny Anaranao e!!!!(x6)
Fa tsara, deraina asandratro e!!!! ny Anaranao e!!!!

Ref: Faly aho....

Bridge: Tsy maintsy lazainay ny fahatsaranao Jesosy ô!!!!
           Tompo ô...Jesosy e!!!  Fa noho ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy
           Mbola mijoro tsara....  Hanompo Anao lalandava eeee!!!!! alleloia!!!


Ref: Faly aho fa manana Anao (Tiako e!!)
       Faly aho fa tantananao  (Jeso!!!)
       Tojo an'izao rehetra izao (eeee ravoravo any aho e!!!!)

        Faly aho fa manana Anao e (Tiako e)
        Tena tohananao e!!! Jesosy ô!!(Jeso)

        Faly aho(x2) manana Anao e!
       Faly aho...fa tantananao e!!!!
        Tojo an'izao rehetra izao e!!! (eee ravoravo any aho e)

      Isaoranay Ianao ry Tompo e!! eee ravoravo any aho ee!!! tena ravo any aho eeee!!!! (eee ravoravo any aho e!)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tana Gospel Choir - TGC
Visites : 7176
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : haritsimbarakotohaga
Date : 10/02/2017 09:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2117