Teraka anio (Tana Gospel Choir - TGC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka anio mba hanavotra antsika
ieee ee! (Ilay tena Mpanjaka)
Ilay tena mpanjaka sy tompo tsitoha
ieee ee! (Misaora azy isika e!)
Misaora azy isika zfhogax samia midera
Ieee ee! (Fa ny lapan'ny lanitra)
Fa ny lapan'ny lanitra izao dia mivoha tononkira.serasera.org
Ieee eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee!
Teraka anio mba hanavotra antsika ieee ee!
Ilay tena mpanjaka sy tompo tsitoha ieee ee!
Misaora azy isika samia midera, midera Azy!
Fa ny lapan'ny lanitra izao dia mivoha ho anao
Ny feon'anjely manerana ny tany
Manerana izao sasak'alina izao manao hoe:
Teraka anio mba hanavotra antsika
(iee iee iee!)
Ilay tena mpanjaka sy tompo tsitoha
(iee iee iee!)
(Misaora azy isika samia midera)
Fa ny lapan'ny lanitra izao dia mivoha ho anao
(iee itzbh iee iee!)
Ny feon'anjely manerana ny tany
Manerana izao sasak'alina izao manao hoe:
(Haleloia, derao
Haleloia, ankalazao
Haleloia, hobio
Fa mpanjakantsika io) x4
Teraka anio (Teraka i Jesosy e)
Mba hanavotra antsika (Hanavotra antsika anie Jesosy)
Teraka anio (Tompon'ny tompo ufkm ny mpamonjy e!)
Mba hanavotra antsika e! (Mpanjakan'ny mpanjaka e!)
Rain-t

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tana Gospel Choir - TGCVangy : 2156
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 0345021202
Daty : 29/10/2024 07:40