aleo faranana (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ALEO FARANANA
1-Ny androm-piainako teo anilanao
Fangirifiriana eh!, sy ny jaly no niaretako
Tsisy hafaliana eh, tomany foana
Tsy nahita ny masoandro cdmhrla nihiratra eh!
Ref-Adin-tsaina foana mameno ny fiainako
Mila ho isan’andro tsy misy hitarainako
Tsy tantiko eh, na dia tia anao aza aho
Koa dia aleoko, ho faranana
F’hitady hafa aho, hiadanana
Izay ho solonao, vaovao
Fa tiako loatra ianao
tydr Fa saro tiavina
Omenao ny hafa koa, ilay fitiavana
ehjml Fa na afenina aza, hitako foana eh!
Na velona aza ianao, aleo aho hisaona eh!
Koa dia aleoko ho faranana
F’hitady hafa aho, hiadanana
2- Ny fandeferana misy fetrany ihany
Tsy ho mandrakizay raha ny ahy manokana
Nofo aman-dra aho, mahatsiaro marary
Na ianao aza, tsy hahatanty izany tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TARIKA TSINJOVangy : 9184
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/10/2002 16:26