aleo faranana (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ALEO FARANANA
1-Ny androm-piainako teo anilanao
Fangirifiriana eh!, sy ny jaly no niaretako
Tsisy hafaliana eh, tomany foana
Tsy nahita ny masoandro nihiratra eh!
Ref-Adin-tsaina foana mameno ny fiainako
Mila ho isan’andro tsy misy hitarainako
tononkira.serasera.org Tsy tantiko eh, na dia tia anao aza aho
Koa dia aleoko, ho faranana
F’hitady hafa aho, hiadanana
Izay ho solonao, vaovao
Fa tiako loatra ianao
Fa saro tiavina
Omenao ny hafa koa, ilay fitiavana
Fa na afenina aza, hitako foana eh!
Na velona aza ianao, aleo aho hisaona eh!
Koa dia aleoko ho faranana
F’hitady hafa aho, hiadanana
2- Ny fandeferana misy dendgqf fetrany ihany
opyav Tsy ho mandrakizay raha gytnkfws ny ahy manokana
Nofo aman-dra aho, mahatsiaro marary
Na ianao aza, tsy hahatanty izany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TARIKA TSINJOHits : 8911
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 07/10/2002 16:26