Ny hirako (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy havelako hangina ny tontolo
eoaprimc Raha mbola tsy moana ny vavako
Fa hirahira no zaraiko any ho any
Raha mbola misy ihany ny azo atao
Ravahiko mozika ny hirako
otpsip Hamalifaliako an’ireo zay oriory
Toa vita tsy atao, ny asa arahina hirahira
Ka hihira aho na dia tsy mahay
tononkira.serasera.org Fanoiko hirahira foana ny fiainako
Mba holovasoa n’ireo
Izay dimbiko any aoriana
pbtueos
La, la ...
Manjombona lava ny any aminay
Raha sendra ilaozan’ny feoko
ka mahonena miandry ny hahatongavako
Tsy avelako hangina koa ny any
Hovangivangiako matetika
Hamalifaliako an’ireo zay oriory
eoaprimc Raha mbola tsy moana ny vavako
Fa hirahira no zaraiko any ho any
Raha mbola misy ihany ny azo atao
Ravahiko mozika ny hirako
otpsip Hamalifaliako an’ireo zay oriory
Toa vita tsy atao, ny asa arahina hirahira
Ka hihira aho na dia tsy mahay
tononkira.serasera.org Fanoiko hirahira foana ny fiainako
Mba holovasoa n’ireo
Izay dimbiko any aoriana
pbtueos
La, la ...
Manjombona lava ny any aminay
Raha sendra ilaozan’ny feoko
ka mahonena miandry ny hahatongavako
Tsy avelako hangina koa ny any
Hovangivangiako matetika
Hamalifaliako an’ireo zay oriory
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TARIKA TSINJOVangy : 4460
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/03/2003 17:09
