Ny hirako (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org havelako hangina ny tontolo
Raha mbola tsy moana ny vavako
Fa hirahira no zaraiko any ho any
hhcz Raha mbola misy ihany ny azo atao
Ravahiko mozika ny hirako
Hamalifaliako an’ireo zay oriory
Toa vita tsy atao, ny asa arahina hirahira
Ka hihira aho na dia tsy mahay
Fanoiko hirahira foana ny fiainako
Mba holovasoa n’ireo
twmhjcxd Izay dimbiko any aoriana
La, la ...
Manjombona lava ny any aminay
Raha sendra ilaozan’ny feoko
ka mahonena miandry ny hahatongavako
Tsy avelako hangina spejxp koa ny any
Hovangivangiako matetika
Hamalifaliako an’ireo zay oriory
Raha mbola tsy moana ny vavako
Fa hirahira no zaraiko any ho any
hhcz Raha mbola misy ihany ny azo atao
Ravahiko mozika ny hirako
Hamalifaliako an’ireo zay oriory
Toa vita tsy atao, ny asa arahina hirahira
Ka hihira aho na dia tsy mahay
Fanoiko hirahira foana ny fiainako
Mba holovasoa n’ireo
twmhjcxd Izay dimbiko any aoriana
La, la ...
Manjombona lava ny any aminay
Raha sendra ilaozan’ny feoko
ka mahonena miandry ny hahatongavako
Tsy avelako hangina spejxp koa ny any
Hovangivangiako matetika
Hamalifaliako an’ireo zay oriory
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TARIKA TSINJOHits : 4460
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 06/03/2003 17:09
