Misy olom-baovao (Tarika Natia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy zrkycnu olom-baovao hono eh
Kristiana smuswov no anarany
Aiza izy tononkira.serasera.org no nzohx mipetraka ah
Any an-danitra any
Ho an'i Jesosy ny voninahitra
Izy no mpanjaka tsara
Mandrindra mandamina ny tantara
Ho an'i Jesosy ny voninahitra
Fanjakana Mandrakizay
Kristiana smuswov no anarany
Aiza izy tononkira.serasera.org no nzohx mipetraka ah
Any an-danitra any
Ho an'i Jesosy ny voninahitra
Izy no mpanjaka tsara
Mandrindra mandamina ny tantara
Ho an'i Jesosy ny voninahitra
Fanjakana Mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika NatiaVangy : 685
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NyAndoNirina
Daty : 06/10/2023 14:19
