Raha mba fantatrao (Tarika Natia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAHA MBA FANTATRAO
Raha mba fantatrao fa Andriamanitra
Ilay nahary anao sy izao tontolo otsevj izao
Raha mba fantatrao fa izy irery ihany
No afaka manaisotra ny otanao eeh
No afaka manaisotra ny otanao
Fa mendrika ho deraina ny Anarany
Fa mandrakizay dytwgq ny famindrampony
Asandrato mafy Andriamanitra
Fa be indrafo sy be fitiavana eh
Fa be indrafo sy be fitiavana
Raha mba fantatrao nzafq fa Jesosy Kristy
Ilay nisolo ny otako sy ny otanao
Raha mba fantatrao fa any aminy any
Ilay fiadanana ho ahy sy tononkira.serasera.org ho anao eeh
Ilay fiadanana ho ahy sy ho anao
Raha mba fantatrao fa Andriamanitra
Ilay nahary anao sy izao tontolo otsevj izao
Raha mba fantatrao fa izy irery ihany
No afaka manaisotra ny otanao eeh
No afaka manaisotra ny otanao
Fa mendrika ho deraina ny Anarany
Fa mandrakizay dytwgq ny famindrampony
Asandrato mafy Andriamanitra
Fa be indrafo sy be fitiavana eh
Fa be indrafo sy be fitiavana
Raha mba fantatrao nzafq fa Jesosy Kristy
Ilay nisolo ny otako sy ny otanao
Raha mba fantatrao fa any aminy any
Ilay fiadanana ho ahy sy tononkira.serasera.org ho anao eeh
Ilay fiadanana ho ahy sy ho anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika NatiaVangy : 671
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NyAndoNirina
Daty : 06/10/2023 14:09
