Misy olom-baovao (Tarika Natia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy olom-baovao hono eh
Kristiana no anarany
Aiza izy no mipetraka jjmmu ah
Any xrladfdo tononkira.serasera.org an-danitra any
Ho an'i Jesosy ny voninahitra
Izy no mpanjaka tsara
Mandrindra rypl mandamina ny tantara
Ho an'i Jesosy ny voninahitra
Fanjakana Mandrakizay
Kristiana no anarany
Aiza izy no mipetraka jjmmu ah
Any xrladfdo tononkira.serasera.org an-danitra any
Ho an'i Jesosy ny voninahitra
Izy no mpanjaka tsara
Mandrindra rypl mandamina ny tantara
Ho an'i Jesosy ny voninahitra
Fanjakana Mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika NatiaHits : 683
Likes : 0 Like
Created by : NyAndoNirina
Date : 06/10/2023 14:19
