Tsara Jesosy (Tarika Natia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainana ety dia mampahory namako oh
Fiainana tsy mba mampifaly fa tena mijaly
Jesosy ihany rô hifikiro fa Izy irery ihany
Lalana izay andehanantsika makany an-danitra any

Ref : Ka iha avao ro eh
K'aza misalasala
Aza matahotra eh
F'andrao toy tara
Aomba eh *4

Mijaly izay miala amin'i Jesoa
Izy ihany lala-miakatra any

Fiainantsika toy fa miharaty,
Longo iaby mifamitaka eh
Ity misy vahaolona ambarako
Jesosy avao ro hifikiro eh!
--------
Rohy:
Hevitra
NyAndoNirina ( 24/10/2023 08:13)
Tsy mety mipotra any @ application
hery ( 24/10/2023 23:32)
Ok, hitako misy olana kely fa misy hira maro tsy mipoitra amin'ny application. Efa mitady vahaolana.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Natia
Vangy : 213
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NyAndoNirina
Daty : 16/10/2023 12:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0793