Tsy afaka an-tsaiko (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy afaka an-tsaiko Tompo
N'aiza n'aiza no misy ahy
Ny gmja fitiavanao ahy mpanompo
Notoloranao fanahy
Tsy afaka tononkira.serasera.org an-tsaiko Ianao (Jesoa)
Ka mba fiangaviako ny hoe (Jesoa)
Tazony ny foko ho Anao
Izay no mba tiako re
Na andro na alina aza
Tsy mba hanadinoako Anao
Fa efa tiako Ianao fahazaza
Tsy foiko hatramin'izao
Ny foko tsy hiala Aminao (Jesoa)
Ny tanantsika mifandray (Jesoa)
Ny fiana-mitoetra anilanao
No handova rahatrizay
Soraty ao am-poko hitoetra
Ireo didim-pitiavanao
Aoka ny sitrakao rehetra
Fa tsy ny ahy no hatao
Tohano raha mila handao (Jesoa)
Fefeo mba crmu tsy hivily koa (Jesoa)
Ianao ho ahy ary izaho umsbqbqw ho Anao
Fa babonao aho Jesoa
FA BABONAO AHO JESOA...
N'aiza n'aiza no misy ahy
Ny gmja fitiavanao ahy mpanompo
Notoloranao fanahy
Tsy afaka tononkira.serasera.org an-tsaiko Ianao (Jesoa)
Ka mba fiangaviako ny hoe (Jesoa)
Tazony ny foko ho Anao
Izay no mba tiako re
Na andro na alina aza
Tsy mba hanadinoako Anao
Fa efa tiako Ianao fahazaza
Tsy foiko hatramin'izao
Ny foko tsy hiala Aminao (Jesoa)
Ny tanantsika mifandray (Jesoa)
Ny fiana-mitoetra anilanao
No handova rahatrizay
Soraty ao am-poko hitoetra
Ireo didim-pitiavanao
Aoka ny sitrakao rehetra
Fa tsy ny ahy no hatao
Tohano raha mila handao (Jesoa)
Fefeo mba crmu tsy hivily koa (Jesoa)
Ianao ho ahy ary izaho umsbqbqw ho Anao
Fa babonao aho Jesoa
FA BABONAO AHO JESOA...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 595
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 08/10/2024 05:34
