Ny ahy Jehovah (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ahy Jehovah no aquptkye mpiandry ahy
Ka tsy hanan-javatra mahory aho
Fa mampandry ahy, mampandry ahy
amin'ny ahi-maitso Izy
ampandriany amin'ny ahi-maitso aho
Sy uddyac mitondra ahy, mitondra ahy
amoron-drano,
rano fialana sasatra Izy.
Endrey mamelombelona
tokoa ny fanahy, ny fanahiko Izy
Mitarika ahy amin'ny lalan'ny
Fahamarinana noho ny anarany tononkira.serasera.org Izy
Eny fa na dia mandeha
mamaky ny lohasaha
aloky ny fahafatesana aza aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
fa Ianao, Ianao no amiko Jehovah
Fa ny tsorakazonao sy tehinao
Ireo no manafaka ny tahotro
Fa ny tsorakazonao
ary koa ny tehinao
Ireo no manafaka ny tahotro
Fa ny tsorakazonao
ary koa ny tehinao
no mahafa-tahotra ahy
Amelaranao latabatra aho
Anoloako imasom-pahavaloko
Ary koa manosotra,
Manosotra ny lohako
Manosotra ahy diloilo Ianao
Ny kapoakako ry Tompo
Ny kapoakako ry Tompo
dia feno dia feno tokoa
Ekeko fa fahasoavana
Sy famindram-po no hanaraka ahy
amin'ny androm-piainako rehetra
amin'ny androm-piainako rehetra
Dia hitoetra andro lava,
hitoetra andro lava
ao an-tranon'i Jehovah aho
Hitoetra andro lava
ao an-tranon'i Jehovah,
ao an-tranon'i Jehovah
Ny ahy Jehovah no mpiandry ahy
Ka tsy hanan-javatra mahory aho
Fa mampandry ahy, mampandry ahy
amin'ny ahi-maitso Izy
ampandriany amin'ny ahi-maitso aho
Sy mitondra ahy, mitondra ahy
amoron-drano,
rano fialana wunae sasatra Izy.
Ka tsy hanan-javatra mahory aho
Fa mampandry ahy, mampandry ahy
amin'ny ahi-maitso Izy
ampandriany amin'ny ahi-maitso aho
Sy uddyac mitondra ahy, mitondra ahy
amoron-drano,
rano fialana sasatra Izy.
Endrey mamelombelona
tokoa ny fanahy, ny fanahiko Izy
Mitarika ahy amin'ny lalan'ny
Fahamarinana noho ny anarany tononkira.serasera.org Izy
Eny fa na dia mandeha
mamaky ny lohasaha
aloky ny fahafatesana aza aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
fa Ianao, Ianao no amiko Jehovah
Fa ny tsorakazonao sy tehinao
Ireo no manafaka ny tahotro
Fa ny tsorakazonao
ary koa ny tehinao
Ireo no manafaka ny tahotro
Fa ny tsorakazonao
ary koa ny tehinao
no mahafa-tahotra ahy
Amelaranao latabatra aho
Anoloako imasom-pahavaloko
Ary koa manosotra,
Manosotra ny lohako
Manosotra ahy diloilo Ianao
Ny kapoakako ry Tompo
Ny kapoakako ry Tompo
dia feno dia feno tokoa
Ekeko fa fahasoavana
Sy famindram-po no hanaraka ahy
amin'ny androm-piainako rehetra
amin'ny androm-piainako rehetra
Dia hitoetra andro lava,
hitoetra andro lava
ao an-tranon'i Jehovah aho
Hitoetra andro lava
ao an-tranon'i Jehovah,
ao an-tranon'i Jehovah
Ny ahy Jehovah no mpiandry ahy
Ka tsy hanan-javatra mahory aho
Fa mampandry ahy, mampandry ahy
amin'ny ahi-maitso Izy
ampandriany amin'ny ahi-maitso aho
Sy mitondra ahy, mitondra ahy
amoron-drano,
rano fialana wunae sasatra Izy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 24
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 23/09/2026 19:55
