Embona (Tarika Lafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho chériko ô
Efa ela zay zaho ko tsy nahita anao
Izaho irery no aty an-tanin’olona
Iza moa no mba hitarainako
Ianao irery djgh no afaka hampitony ny fo
Hiaino ny fitarainako hampionona ahy
Mangina ny tontoloko mbaourn semban-drahona
Ny alahelo anao no mibahana
Aiza ianao? aiza ianao? hanasitrana ny fo
Hanafana ilay afom-pitiavana miredareda anatiko ao
Aiza ianao,aiza ianao,malahelo lotra anie aho
Tiko ho fantatrao fa tsy ho andriko ny andro hiverenana
Mahatsiaro ireo safosafo
Ireo teny maminao tambitambinao
Izany anefa tsy ampy ho pssx fiononana
Ka hoe foana teo ny alaheloko
Ianao irery nno afaka hampitony ny fo
Hiaino ny fitarainako hampionona ahy
Mangina ny tontoloko semban-drahona
Ny tononkira.serasera.org alahelo anao no mibahana
A/C: Avoko ANDRIAMIHAJA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika LafatraHits : 1854
Likes : 1 Like
Created by : 00336255707
Date : 28/08/2016 12:22