Ianao irery ihany (Tarika Lafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nafoiko avokoa ho anao ny fiainako
Tsy mba notsitsiana na fitiavana
F’efa ianao irery ihany, ianao no antenaiko
Tsy manahy aho fa matoky anao
Ireo sedra izay miandry tsy hahasakana
Tsy hahasaraka ahy aminao ‘reo tsy tia
Satria tiako ianao, tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao tena tiako ianao, ianao no anjarako
‘Lay nizarako hafaliana ‘lay andry iankinako
‘Lay niara niafy niara ory koa
N’inoninona mihatra rtigxag ny hany fantatro dia
Ahy irery ianao ho rlcqf tony ny tononkira.serasera.org fo
Vao ny eritreritra monja no mieritreritra
Fa ianao tsy ho ahy dia tsy tantiko
F’efa ianao irery ihany ianao no antenaiko
Ka tsy hanahy ihany aho zzyapid fa matoky anao
Tiako ianao…
Ireo sedra izay miandry…
Tiako ianao, tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao tena tiako ianao, ianao no anjarako!
Tonony sy feony : Avoko ANDRIAMIHAJA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika LafatraVisites : 2687
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 00336255707
Date : 01/09/2016 11:11