Ho an'i malala (Tarika Lafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Holazaiko anao anio ny ato datzma am-poko
Sarotra tononkira.serasera.org ny hanadino anao
Marina fa hoe mifankatia izaho sy ianao
Saingy rykzh voasakana tsy hiara dia
Mila anao ny fitiavako
Mila anao hitoetra eo anilako
Ny fiainako mihitsy no tsy mety raha tsy eo ianao
Izany no ilazako anio fa tiako ianao!
Rehefa iny injay ianao re ry aiko
Lavitra tsy eo anilako
Manirery anie lbmxov aho mahatsiaro ho tsinontsinona
Na dia minitra monja tsy anilanao
Mila anao ny fitiavako
Mila anao hitoetra eo anilako
Ny fiainako mihitsy no tsy mety raha tsy eo ianao
Izany no ilazako anio fa tiako ianao!
Tonony sy feony : Avoko Andriamihaja

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika LafatraVisites : 2594
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : 00336255707
Date : 28/08/2016 12:24